Android code this month
Miarahaba anao,
Ity atolotra anao maimaim-poana ambany ity indray ary ny tenimiafina miasa amin'ny volana October. Ny amin'ny volana manaraka dia azonao alaina ao amin'ny http://tononkira.serasera.org/tononkira/android/code.
6294f924
Raha toa ka mila ilay Application Tsy mila code ianao dia afaka miditra ao amin'ny Google Play na koa alaivo eto ny apk
Ankoatra izay dia manana canal Youtube aho ka mitady mpanaraka maromaro (abonnés). Raha mety ianao dia tsindrio eto dia manasa anao mba ho anisan'ny mpanaraka. Tsindrio ny sary bokotra eto ambany.