Lasa izy

Lohateny Lasa izy
Nampiditra rakotomahenina76
Tamin'ny 08/09/2014 15:07
Vangy : 123
la               mi           la               mi
Lasa nivoaka izy lasa nandeha,tsy niverina intsony ,

la               re           la               mi
nentiny nanaraka azy daholo ny entany iray manontolo.

la               mi         la                  mi
Dia-tongony sisa tavela ,naveriny hatramin'ilay peratra,

la              re             la               mi     la
fa ny fitiavany kosa efa lasa ,efa lasa nikopak'elatra o!




la                mi           la                      mi
Taty aoriana raha mba nifanena lazainy fa tsy fantany akory,

la               re             la             mi
manginy fotsiny izato fihetsiny zary toa manorisory,

la                    mi          la        mi   
ianao irery sisa no napetrany teo,niambin-tanana,

la              re             la             mi           la
ianao nataony veloma finaritra f'izy hono tsy tamana e! e! e!




la                     mi        la             mi     la
LASA IZY ,LASA LAVITRA BE!LASA IZY,LASA LAVITRA BE E!E!E!





Hatramin 'izao aho dia naminavina ny mety nahatonga an'izany,


ny rendrarendrany tsy mety vita ny reviny tsy mety lany.


Tsy asiako sira fa ho ataoko hira izany ditrany izany,


mba ho souvenir mipetraka ilay fitiavana feno tomany o!o!o!





Ny sitrapony sy ny faniriany tontosako tsy nisy tomika,


nigalabona foana na tamin ny sakafo ,lamaody na kata na bika,


ireo namany akaiky aza nitsiriritra fa tena tafita ilay sipa,


izany sy izany tsy tsapany akory fa ny azy dia toetran'alika o! o!o!





LASA IZY LASA LAVITRA BE!LASA IZY ?LASA LAVITRA BE E!E!E!





Avela izy andeha raha tsy tamana f'izany no sitrapony,


inona moa no azo atao raha lasa any an kafa ny fony,


mihevitra ianao fa ianao irery ihany no tsara sy tena milay,


raha ny bika sy endrika no tanisaina feno ny tanananay o! o! o!





Pejy vaovao manombok'izao ny tantaran-tsika sy ianao,


samia mitady izay mahasoa azy ,avdiko hatreo koa ny page,


ka n'inon'inona zava-mitranga ,dia mahaiza mihonona


raha izy no lasa aza manahy fa ho avy tsy ho ela ny solony o!o!o!





NANTENAINA: Fahtsiarovako an i PIPA (Fidy). Izy no namorona ny hira, saingy efa nandao antsika tao anatin'ny fahatanorany izy.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0868