Rija Ramanantoanina

Nampiditra harindrano
28/09/2004 11:41
Hiran'i Rija Ramanantoanina 49 Jereo eto
Vangy : 39249
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ho an'i Li : fa maninona kay ianao raha miantso azy avy hatrany, na mandefa sms (izy aloha tsy dia mamaly rehefa handefasana sms e !) ?
Olona miara-miasa amiko izy, ary afaka milaza aminao aho fa tsotra dia tsotra izy, tsy hiavona aminao mintsy izy raha hiantso azy ianao. Eo ambany io ny numéro-ny

Hevitra momba an'i Rija Ramanantoanina

Heriniaina (21/10/2001 17:46)
Ny fifaninanan-kira TOP 16 sur La 2 no tena nanomboka nahafantarana azy.

Tany am-piandohana dia nampiara-peo tamin'i Mireille.

Mpinamana be amin'i Lalatiana izy.

Bon chic, bon genre.

Hiran'i Rija Ramanantoanina (49)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115