Omeo fo madio (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Omeo fo madio aho
Entiko hanompoana anao
Sy fanetrentena koa
Mba tsy hisy rehareha
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao

2.Omeo fo madio aho
Hanatrika anao Jesoa
Sasao amin'ny ranao soa
Ireo halotoako
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao

3.Omeo fo madio aho
Hihira ny anaranao
Tsy hihatsara velatsihy
Hitory ny teninao
Fa ny voninahitrao no aoka hamiratra
Fa ao aminao Jesoa no fiainambaovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 1414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 12/10/2014 19:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2299