You are here: home > Tononkira

Feno fiderana anao (ankalazao ny tompo)

Mpihira : ankalazao ny tompo
Mpamaky : 3758
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 16/04/2008 16:53:32
ID : 5185

Imprimer Facebook Facebook
Feno fiderana anao izahay ry Ray o
misaotra anao e
noho ny soa sesehena izay nafafinao anay
misaotra anao e

Misaotra anao izahay fa notiavinao
fiderana no enti-misaotra ny anaranao
ny hafalianay no indro atolotray
ka misaotra anao rytononkira.serasera.org Rainay o

Fitsimbinana hatrany no atolotrao ho anay
misaotra anao e
fanehoam-pisaorana no iarahanay mihira
misaotra anao e

Misaotra anao izahay fa notiavinao
fiderana no enti-misaotra ny anaranao
ny hafalianay no indro atolotray
ka misaotra anao ry Rainay o

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo